Tia milalao, tia mikitikitika, tia mamoromporona zavatra
tsy voatery hisy dikany loatra :-), toy ity lalao "FANTARO NY TANINAO ITY:
lalao ny taninao Fitsipi-dalao:
a- Mifidiana sokajin-teny hotadiavina.
b- Manaova an-kitsapaka.
c- Manomeza valiny ary tsindrio ny bokotra "Tsarao".

a- Fidio ny sokajin-teny tianao karohina :.. Mpiblaogy Toerana
b- Manaova an-kitsapaka .................................
          Vinanio ireto litera ireto ............... :
          Aza ampiasaina intsony kosa ny :
          Sopapa kely :
c-
Tandremo! Raha manome litera diso ianao dia "resy" avy hatrany.
Fantaro ny taninao
Mpiblaogy nampahafantatra :
Toerana ampahafantariny :
Rohin'ny blaoginy :
Toerana kely sa fokontany,... sa inona izy io ?
Mombamomba ilay toerana :
Ny mponina ao :
Ny fomba fiarahabana any :
Ny vokatra mampiavaka azy :
Rohy miresaka ilay toerana (raha misy):
_________________________________________
Fanamarihana : miisa fotsiny ankehitriny ny toerana efa nampidirin'i Tokinao ato.
Raha te hampitombo ny "anarana" sy "anaran-tany" ianao dia midira ato




Tia mananihany ireo "izay azoko hanihaniana" koa :).
Ireo izay mora tezitra ohatra dia iangaviako indrindra
mba tsy hampandalo akory ny kirsorany eo amin'ny paoman'i Adama etsy ambany satria dia ho lany fotoana tsy amin'antony ianao!!!